3 Ary naka menaka manitra nilanja iray livatra i Maria. Narda tena izy ilay menaka sady lafo vidy be. Dia nararany teo amin’ny tongotr’i Jesosy ilay izy, ary nohamaininy tamin’ny volony ny tongotr’i Jesosy. Lasa manitra be eran’ny trano, noho ny fofon’ilay menaka.+