-
Ohabolana 1:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Mihaino ny hendry ka mitombo ny zavatra fantany.+
Mahazo tari-dalana tsara* ny mahira-tsaina,+
-
Ohabolana 15:31Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
31 Ahazoana fiainana ny anatra, ka izay mihaino an’izany
Dia anisan’ny olona hendry.+
-
-
Ohabolana 25:12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
12 Amin’ny olona mihaino anatra,
Dia toy ny kavina volamena sy firavaka volamena tena tsara ny olon-kendry mananatra azy.+
-
-
-