FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 6:1, 2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 “Izao no didy sy fitsipika ary didim-pitsarana asain’i Jehovah Andriamanitrareo ampianarina anareo, mba harahinareo rehefa miampita any amin’ilay tany halainareo ho anareo ianareo. 2 Dia amin’izay hatahotra an’i Jehovah Andriamanitrareo ianareo sy ny zanakareo ary ny zafinareo,+ ka hanaraka ny lalàny sy ny didiny rehetra andidiako anareo ianareo mandritra ny androm-piainanareo, mba ho ela velona.+

  • Ohabolana 8:35
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 35 Fa hahazo fiainana izay olona mahita ahy,+

      Sady ankasitrahan’i Jehovah.

  • Ohabolana 10:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Ny tahotra an’i Jehovah no mahela velona,+

      Fa hohafohezina kosa ny taona iainan’ny ratsy fanahy.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara