Joba 27:13, 14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Izao no anjara atokan’Andriamanitra ho an’ny ratsy fanahy,+Dia ny lova azon’ny mpanjakazaka avy amin’ilay Mahery Indrindra: 14 Ho fatin’ny sabatra ny zanany, na dia mihamaro aza,+Ary tsy ho ampy sakafo ny taranany.
13 Izao no anjara atokan’Andriamanitra ho an’ny ratsy fanahy,+Dia ny lova azon’ny mpanjakazaka avy amin’ilay Mahery Indrindra: 14 Ho fatin’ny sabatra ny zanany, na dia mihamaro aza,+Ary tsy ho ampy sakafo ny taranany.