Deoteronomia 15:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Tokony halala-tanana ianao ka hanome azy+ amin’ny fonao.* Izany mantsy no mahatonga an’i Jehovah Andriamanitrao hitahy an’izay ataonao sy ny asanao rehetra.+ Ohabolana 19:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Mpitoriteny 11:1, 2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Atsipazo* eny ambony rano ny mofonao,+ fa ho hitanao indray ilay izy rehefa afaka andro maro.+ 2 Anomezo ho an’olona fito ny fanananao, na ho an’olona valo aza,+ fa tsy fantatrao izay loza hitranga eto an-tany.
10 Tokony halala-tanana ianao ka hanome azy+ amin’ny fonao.* Izany mantsy no mahatonga an’i Jehovah Andriamanitrao hitahy an’izay ataonao sy ny asanao rehetra.+
11 Atsipazo* eny ambony rano ny mofonao,+ fa ho hitanao indray ilay izy rehefa afaka andro maro.+ 2 Anomezo ho an’olona fito ny fanananao, na ho an’olona valo aza,+ fa tsy fantatrao izay loza hitranga eto an-tany.