-
2 Tesalonianina 1:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Fa tena rariny ny an’Andriamanitra raha hanasazy an’izay mampahory anareo izy.+
-
-
1 Petera 4:18Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
18 “Raha ny olo-marina aza sarotra ny hahavoavonjy azy, dia inona no hanjo ny olona tsy matahotra an’Andriamanitra sy ny mpanota?”+
-