-
Ohabolana 21:16Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
16 Izay miala amin’ny lalan’ny fahiratan-tsaina,
Dia hiala sasatra miaraka amin’ireo maty tsy mahavita na inona na inona.+
-
-
Ezekiela 3:20Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
20 Raha tsy manao ny tsara intsony anefa ny olo-marina fa lasa manao ratsy,* dia hasiako vato mahatafintohina eo alohany, ka ho faty izy.+ Raha tsy nampitandrina azy ianao, dia ho faty izy satria nanota, ary tsy hotsaroana ny zavatra tsara nataony. Fa ianao indray hataoko tompon’andraikitra* amin’ny rany.+
-