FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ezekiela 18:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 “‘Raha tsy manao ny tsara intsony anefa ny olo-marina fa lasa manao ratsy,* ka manao ny zava-maharikoriko rehetra fanaon’ny ratsy fanahy, dia mbola ho velona ihany ve izy? Tsy hisy hotsaroana intsony ny zavatra tsara rehetra nataony.+ Ho faty izy satria nivadika sy nanota.+

  • Ezekiela 18:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 “‘Raha tsy manao ny tsara intsony ny olo-marina fa lasa manao ratsy, dia ho faty noho ny ratsy nataony ihany izy.

  • Ezekiela 33:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 “Ry zanak’olona, lazao amin’ny zanaky ny firenenao hoe: ‘Tsy hahavonjy ny olo-marina ny zavatra tsara nataony,+ raha lasa mikomy izy. Tsy hahafaty ny ratsy fanahy koa ny zava-dratsy nataony, raha miala amin’ny fanaony izy.+ Ary tsy hahavonjy ny olo-marina ny zavatra tsara nataony, amin’ny andro anotany.+

  • Ezekiela 33:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 “Raha tsy manao ny tsara intsony ny olo-marina fa lasa manao ratsy, dia ho faty izy noho izany.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara