FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ezekiela 3:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Raha tsy manao ny tsara intsony anefa ny olo-marina fa lasa manao ratsy,* dia hasiako vato mahatafintohina eo alohany, ka ho faty izy.+ Raha tsy nampitandrina azy ianao, dia ho faty izy satria nanota, ary tsy hotsaroana ny zavatra tsara nataony. Fa ianao indray hataoko tompon’andraikitra* amin’ny rany.+

  • Ezekiela 18:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 “‘Raha tsy manao ny tsara intsony anefa ny olo-marina fa lasa manao ratsy,* ka manao ny zava-maharikoriko rehetra fanaon’ny ratsy fanahy, dia mbola ho velona ihany ve izy? Tsy hisy hotsaroana intsony ny zavatra tsara rehetra nataony.+ Ho faty izy satria nivadika sy nanota.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara