-
Ohabolana 19:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Tsy maintsy ho voasazy ny vavolombelona mandainga,
Ary ho ringana ny olona efa tranon-dainga.+
-
-
Asan’ny Apostoly 5:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Dia niankarapoka i Ananiasy rehefa naheno an’izany, ka maty. Ary nihorohoro izay rehetra naheno an’izany zava-nitranga izany.
-