FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ohabolana 11:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 Ho afa-baraka izay lasa manambony tena,*+

      Fa izay manetry tena* no hendry.+

  • Ohabolana 24:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  6 Tari-dalana tsara* no ilainao rehefa handeha hiady,+

      Ary handresy* izay manana mpanolo-tsaina* maro.+

  • Asan’ny Apostoly 15:5, 6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Fa nitsangana kosa ny mpino sasany izay efa tao amin’ny sektan’ny Fariseo, ka niteny hoe: “Tokony hoforana ireny ary hasaina manaraka ny Lalàn’i Mosesy.”+

      6 Nivory àry ny apostoly sy ny anti-panahy mba handinika an’ilay raharaha.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara