Salamo 19:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Marina ny fitsipik’i Jehovah, mahafaly ny fo;+Madio ny didin’i Jehovah, mampahiratra ny maso.+ Salamo 19:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Ohabolana 13:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Hahantra sy ho afa-baraka izay tsy miraharaha anatra,Fa homena voninahitra kosa izay manaiky hahitsy.*+
18 Hahantra sy ho afa-baraka izay tsy miraharaha anatra,Fa homena voninahitra kosa izay manaiky hahitsy.*+