Joba 42:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Nofaranan’i Jehovah ny fahorian’i Joba+ ary nataony lasa nanan-karena indray izy,* rehefa avy nivavaka ho an’ireo namany.+ Nomen’i Jehovah avo roa heny noho izay nananany taloha+ izy. Salamo 25:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Hita amin’izay rehetra ataon’i* Jehovah fa be fitiavana izy sady tsy mivadikaAmin’ireo manaja ny fifanekena+ nataony sy manaraka ny fampahatsiahivany.+
10 Nofaranan’i Jehovah ny fahorian’i Joba+ ary nataony lasa nanan-karena indray izy,* rehefa avy nivavaka ho an’ireo namany.+ Nomen’i Jehovah avo roa heny noho izay nananany taloha+ izy.
10 Hita amin’izay rehetra ataon’i* Jehovah fa be fitiavana izy sady tsy mivadikaAmin’ireo manaja ny fifanekena+ nataony sy manaraka ny fampahatsiahivany.+