FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Samoela 15:32-34
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 32 Rehefa tonga teny an-tampon’ilay tendrombohitra i Davida, teo amin’ny toerana fiankohofan’ny olona tamin’Andriamanitra, dia efa tonga nitsena azy teo i Hosay+ Arkita.+ Rovidrovitra ny akanjo lava nanaovany, ary nihosim-bovoka ny lohany. 33 Hoy anefa i Davida taminy: “Ho enta-mavesatra ho ahy ianao raha miampita miaraka amiko. 34 Fa miverena ao an-tanàna, dia teneno i Absaloma hoe: ‘Mpanomponao aho, ry Mpanjaka ô! Mpanompon’ny rainao aho taloha, fa mpanomponao+ kosa aho izao.’ Raha izay no ataonao, dia ho afaka hanao izay tsy hanarahana ny torohevitr’i+ Ahitofela ianao, ka hanampy ahy.

  • Ohabolana 22:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara