FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Mpitsara 8:2, 3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Hoy anefa i Gideona: “Fa inona moa no mba vitako raha oharina amin’ny vitanareo? Tsy ny sisam-boaloboky ny Efraimita+ ve no tsara kokoa noho ny voaloboka rehetra notazan’ny Abi-ezerita?+ 3 Ianareo ange no nampian’Andriamanitra handresy an’i Oreba sy Zeba andrianan’ny Midianina e!+ Fa inona moa no mba vitako raha oharina amin’ny vitanareo?” Rehefa avy niteny an’izany i Gideona, dia mba tonitony izy ireo.

  • 1 Samoela 25:32, 33
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 32 Dia hoy i Davida tamin’i Abigaila: “Hoderaina anie i Jehovah Andriamanitry ny Israely, ilay naniraka anao androany mba hihaona amiko! 33 Hotahina anie ianao noho ny fahendrenao! Ary hotahina anie ianao, satria nosakananao aho androany mba tsy ho meloka ho nandatsa-dra+ sy tsy hamaly faty!*

  • Ohabolana 25:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Faharetana no ahafahana mandresy lahatra mpitari-tafika,

      Ary ny teny malefaka mahavita manapaka taolana.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara