-
Salamo 72:1Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
72 Andriamanitra ô, omeo ny mpanjaka ny didim-pitsaranao,
Ary ampahafantaro ny zanaky ny mpanjaka ny fitiavanao ny rariny.+
-
-
Salamo 72:14Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
14 Hanafaka* azy ireo amin’ny fampahoriana sy ny herisetra izy,
Ary ho sarobidy eo imasony ny ran’izy ireo.
-