41 Ary hoy i Saoly tamin’i Jehovah: “Ry Andriamanitry ny Israely ô! Mba valio amin’ny alalan’ny Tomima+ izahay.” Dia i Jonatana sy Saoly no voafidy, fa ny olona kosa afaka. 42 Hoy i Saoly: “Manaova antsapaka+ mba hahitana hoe izaho sa Jonatana zanako no nanota.” Ary i Jonatana no voafidy.