FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 28:30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 Ary ataovy ao anatin’ilay saron-tratra fitsarana ny Orima sy ny Tomima.*+ Tsy maintsy hataon’i Arona eo amin’ny fony ireo rehefa mankeo anatrehan’i Jehovah izy. Hataony eo amin’ny fony foana ireo rehefa mankeo anatrehan’i Jehovah izy mba hitsara ny Israelita.

  • Deoteronomia 33:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Hoy izy momba an’i Levy:+

      “An’ilay tsy mivadika aminao+ ny Tomimanao sy ny Orimanao,+

      An’ilay notsapainao toetra tany Masa.+

      Niady taminy ianao* teo akaikin’ilay rano tao Meriba,+

  • Ezra 2:62, 63
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 62 Ireo no nitady ny lisitra tokony hisy ny anarany mba hanamarinana ny razambe niaviany. Tsy nahita ny anarany tao anefa izy ireo, ka tsy navela ho anisan’ny mpisorona.*+ 63 Nilaza tamin’izy ireo ny governora* fa tsy mahazo mihinana ny zavatra masina indrindra izy ireo,+ raha tsy rehefa misy mpisorona afaka mamantatra an’izany amin’ny Orima sy Tomima.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara