Salamo 26:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Diniho aho, Jehovah ô, ka sedrao;Diovy* ny eritreritro lalina indrindra* sy ny foko.+ Ohabolana 21:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Heverin’ny olona hoe mety daholo izay ataony,+Fa i Jehovah kosa mandinika ny fo.*+ Ohabolana 24:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Raha hoy anefa ianao: “Tsy fantatray izany”, Dia tsy ho fantatr’Ilay mandinika ny fo* ve ny eritreritrao?+ Ho fantatr’Ilay mandinika tsara anao izany,Ka hovaliany araka ny nataony avy ny olona tsirairay.+
12 Raha hoy anefa ianao: “Tsy fantatray izany”, Dia tsy ho fantatr’Ilay mandinika ny fo* ve ny eritreritrao?+ Ho fantatr’Ilay mandinika tsara anao izany,Ka hovaliany araka ny nataony avy ny olona tsirairay.+