-
Genesisy 32:20Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
20 Dia lazao koa hoe: ‘Ao aoriananay ao i Jakoba mpanomponao.’” Nieritreritra mantsy izy hoe: ‘Raha andefasako fanomezana mialoha izy,+ dia hampitony azy izany, dia mety handray tsara ahy izy rehefa mihaona izahay.’
-
-
2 Samoela 16:1Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
16 Rehefa tafahoatra kely an’ilay tampon-tendrombohitra+ i Davida, dia efa nitsena azy teo i Ziba+ mpanompon’i Mefiboseta.+ Nitondra ampondra roa voaisy lasely izy, ary ireto no teo ambonin’ireo ampondra: Mofo 200, sy mofo 100 vita tamin’ny voaloboka maina, sy mofo 100 vita tamin’ny voankazo masaka fahavaratra,* ary divay eran’ny siny lehibe.+
-