FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Samoela 12:8-10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Efa nomeko anao izay nananan’ny+ tomponao, ary nomeko anao* ny vadin’ny+ tomponao. Nomeko anao koa ny taranak’Israely sy Joda.+ Ary raha mbola tsy ampy anao izany, dia ho nomeko betsaka kokoa noho izany aza ianao.+ 9 Koa naninona ianao no nanao tsinontsinona ny tenin’i Jehovah, ka nanao izay ratsy teo imasony? Nasianao tamin’ny sabatra+ i Oria Hetita! Dia nalainao ho vadinao ny vadiny,+ rehefa avy novonoinao tamin’ny sabatry ny Amonita izy.+ 10 Noho izany, dia hisy ho fatin’ny sabatra foana ao amin’ny ankohonanao,+ satria nanao tsinontsinona ahy ianao rehefa naka ny vadin’i Oria Hetita ho vadinao.’

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara