-
Ohabolana 25:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 Aza maika hitory olona any amin’ny fitsarana,
Fa raha manala baraka anao any ilay olona, dia inona no hataonao?+
-
-
Matio 5:39Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
39 Izaho kosa milaza aminareo hoe: Aza manohitra an’izay manisy ratsy anao, fa na iza na iza manisy tehamaina ny takolakao ankavanana, dia atodiho any aminy koa ny takolakao ilany.+
-