-
Isaia 50:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Natolotro tamin’ny olona nikapoka ahy ny lamosiko,
Ary ny takolako natolotro tamin’ireo nanongotra ny volombavako.
Ny tarehiko koa tsy mba nafeniko tamin’ny olona nanala baraka sy nandrora ahy.+
-
-
Lioka 6:29Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
29 Raha misy mamely ny takolakao anankiray, dia atolory azy koa ny iray. Ary raha misy maka ny akanjonao ivelany, dia avelao halainy koa ny akanjo anatiny.+
-