-
Matio 5:39, 40Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
39 Izaho kosa milaza aminareo hoe: Aza manohitra an’izay manisy ratsy anao, fa na iza na iza manisy tehamaina ny takolakao ankavanana, dia atodiho any aminy koa ny takolakao ilany.+ 40 Raha misy te hitory anao any amin’ny fitsarana mba hahazoany ny akanjonao, dia avelao ho lasany koa ny akanjonao ivelany.+
-
-
1 Korintianina 6:7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 Raha ny marina, dia efa resy sahady ianareo rehefa mifampitory. Tsy aleo ve manaiky hiharan’ny tsy rariny?+ Tsy aleo ve manaiky hambakaina?
-