FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 26:67
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 67 Nororan’izy ireo ny tarehiny+ avy eo, dia nasiany totohondry izy.+ Ny sasany indray namely tehamaina azy+

  • Marka 14:65
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 65 Ary nisy nandrora azy+ sy nanarona ny tarehiny, dia nanisy totohondry azy sady niteny hoe: “Maminania!” Dia namely tehamaina azy ny mpampihatra didim-pitsarana ka nitondra azy.+

  • Lioka 22:63
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 63 Ary nanomboka naneso+ an’i Jesosy sy nikapoka azy+ ny olona niambina azy.

  • Jaona 18:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Rehefa avy nilaza an’izany izy, dia namely tehamaina azy ny mpiambina iray nijoro teo,+ ka niteny hoe: “Hoatr’izany ve no famalinao ny lehiben’ny mpisorona?”

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara