FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 23:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 “Aza manaiky ho voarohirohy amin’ny resaka fanendrikendrehana,* ary aza vonoina ho faty ny tsy manan-tsiny sy ny olo-marina. Tsy hilaza ny ratsy fanahy ho marina* mantsy aho.+

  • 1 Mpanjaka 21:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Dia nisy roa lahy tsy misy ilana azy niditra ka nipetraka teo anoloan’i Nabota. Ary niampanga azy teo anatrehan’ny vahoaka izy roa lahy hoe: “Nanozona an’Andriamanitra sy ny mpanjaka i Nabota!”+ Nentin’ny olona tany ivelan’ny tanàna izy taorian’izay, ary notorahany vato ka maty.+

  • Isaia 5:22, 23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Hahita loza izay mahery misotro divay,

      Sy izay tena mahay mampifangaro toaka,+

      23 Dia izay manafaka ny ratsy fanahy mba hahazoana kolikoly,+

      Sady tsy manome rariny ho an’ny olo-marina.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara