FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 16:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Aza mamadika ny rariny,+ na miangatra,+ na mandray kolikoly. Manajamba ny mason’ny hendry+ sady mamadika ny tenin’olo-marina mantsy ny kolikoly.

  • Isaia 1:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Mafy loha ny andriananao, sady naman’ny mpangalatra.+

      Samy tia mandray kolikoly izy ireo, sady te hahazo fanomezana foana.+

      Tsy omeny rariny ny kamboty ray,

      Ary tsy raharahiany mihitsy ny fitorian’ny mpitondratena.+

  • Mika 3:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Ny mpitarika* eo aminy mitsara mba hahazoana kolikoly,+

      Ny mpisorony mampianatra mba hahazoana karama,+

      Ary ny mpaminaniny misikidy mba hahazoana vola.*+

      Mbola miantehitra amin’i Jehovah* ihany anefa izy ireo, ka milaza hoe:

      “Angaha moa tsy eto amintsika i Jehovah?+

      Tsy hisy loza hanjo antsika.”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara