-
Eksodosy 23:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 “Aza mandray kolikoly, satria sady manajamba ny mason’ny mahiratra ny kolikoly no mety hamadika ny tenin’ny olo-marina.+
-
-
Mpitoriteny 7:7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 Mety hanaonao foana anefa ny hendry rehefa ampijalina. Ary mety hanimba ny fo ny kolikoly.+
-