-
Eksodosy 23:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 “Aza mandray kolikoly, satria sady manajamba ny mason’ny mahiratra ny kolikoly no mety hamadika ny tenin’ny olo-marina.+
-
-
1 Samoela 8:1-3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 Rehefa antitra i Samoela, dia notendreny ho mpitsaran’ny Israely ireo zanany lahy. 2 Joela no anaran’ny zanany lahimatoa, ary Abia+ kosa no anaran’ny faharoa. Mpitsara tao Beri-sheba izy ireo. 3 Tsy mba nanao hoatran’ny nataony anefa ireo zanany ireo. Nanao ny tsy marina izy ireo mba hahazoana tombony,+ nandray kolikoly,+ ary nanao fitsarana miangatra.+
-