-
Eksodosy 23:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 “Aza mandray kolikoly, satria sady manajamba ny mason’ny mahiratra ny kolikoly no mety hamadika ny tenin’ny olo-marina.+
-
-
Ohabolana 29:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Lasa milamina ny tany rehefa manao ny rariny ny mpanjaka,+
Fa mandrava azy kosa ny olona tia kolikoly.
-