-
Ohabolana 5:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Midina mankany amin’ny fahafatesana ny tongony,
Ary mamantana any amin’ny Fasana* ny diany.
-
-
Ohabolana 5:23Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
23 Ho faty izy satria tsy nihaino anatra,
Ary ho diso lalana satria be loatra ny hadalana vitany.
-