Salamo 49:6, 7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Ohabolana 11:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Tsy hisy hilana azy ny harena* amin’ny andro fahatezerana,*+Fa ny fahamarinana kosa no hamonjy ny olona tsy ho faty.+ Jeremia 9:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Izao no tenin’i Jehovah: “Aoka ny hendry tsy hirehareha amin’ny fahendreny,+Ary ny mahery tsy hirehareha amin’ny heriny,Ary ny manankarena tsy hirehareha amin’ny harenany.”+ Lioka 12:19-21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
4 Tsy hisy hilana azy ny harena* amin’ny andro fahatezerana,*+Fa ny fahamarinana kosa no hamonjy ny olona tsy ho faty.+
23 Izao no tenin’i Jehovah: “Aoka ny hendry tsy hirehareha amin’ny fahendreny,+Ary ny mahery tsy hirehareha amin’ny heriny,Ary ny manankarena tsy hirehareha amin’ny harenany.”+