-
Deoteronomia 8:12-14Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
12 Rehefa mihinana ianao ka voky ary manorina trano tsara ka mipetraka ao,+ 13 sady lasa be dia be ny omby sy ny ondry aman’osinao, ny volafotsinao, ny volamenanao, ary ny fanananao rehetra, 14 dia aza avela hiavonavona* ny fonao+ ka hahatonga anao hanadino an’i Jehovah Andriamanitrao. Izy mantsy no nitondra anao nivoaka avy tany Ejipta, avy tany amin’ny toerana nanandevozana anao.+
-