FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 9:20, 21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Ohabolana 23:29-35
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Iza no miferinaina? Iza no tsy mahazo aina?

      Iza no tia miady? Iza no be taraina?

      Iza no maradratra tsy amin’antony? Ary iza no mena maso?*

      30 Tsy iza fa izay tsy mety miala eo am-pototry ny divay,+

      Sy izay mitady* divay misy fangarony.

      31 Aza mijery ny hamenan’ny divay,

      Sy ilay izy mamirapiratra ao anaty kaopy, sady mora atelina.

      32 Fa hanaikitra hoatran’ny menarana izy amin’ny farany,

      Ary hamoaka poizina hoatran’ny bibilava.

      33 Hahita zavatra hafahafa ny masonao,

      Ary hirediredy ianao noho ny eritreri-dratsy mitsiry ao am-ponao.+

      34 Ho toy ny olona matory eo afovoan-dranomasina ianao,

      Ary ho toy ny olona matory eny an-tendron’ny andrin-tsambo.

      35 Dia hoy ianao: “Nokapohiny aho, nefa tsy naheno naharary.*

      Noveleziny aho, nefa tsy tadidiko akory.

      Rahoviana àry aho no hifoha?+

      Fa mila misotro indray* aho.”

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara