Ohabolana 18:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Mahatonga fifamaliana ny tenin’ny tsisy saina,+Ary ny vavany no mahatonga azy ho voakapoka.+ Mpitoriteny 7:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Aza mora tezitra,+ fa toetran’ny adala* izany mora tezitra izany.+