FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 4:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Estera 5:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Dia lasa i Hamana tamin’iny andro iny, sady falifaly erỳ. Vao nahita an’i Mordekay teo am-bavahadin’ny mpanjaka anefa izy, dia tezitra be taminy. Hitany mantsy hoe tsy nitsangana i Mordekay sady tsy natahotra azy.+

  • Ohabolana 14:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Manaonao foana ny olona mora tezitra,+

      Fa izay mandinika* tsara kosa ankahalain’ny olona.

  • Ohabolana 14:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Ny olona tsy mora tezitra dia mahay mandinika tsara,+

      Fa ny olona tsy manam-paharetana kosa mampiseho ny hadalany.+

  • Ohabolana 29:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Avoakan’ny adala daholo ny hatezerany,*+

      Fa mahatsindry fo kosa ny hendry.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara