Ohabolana 25:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Toy ny tanàna voagorobaka tsy misy manda intsonyNy olona tsy mahafehy ny hatezerany.*+ Ohabolana 29:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Avoakan’ny adala daholo ny hatezerany,*+Fa mahatsindry fo kosa ny hendry.+ Mpitoriteny 7:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Aza mora tezitra,+ fa toetran’ny adala* izany mora tezitra izany.+