-
Ohabolana 22:24, 25Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
24 Aza minamana amin’ny olona mora tezitra,
Na miarakaraka amin’ny olona mora misafoaka.
25 Amin’izay ianao tsy hanao ny fanaony mihitsy,
Ka tsy ho voafandrika.+
-