Ohabolana 11:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Tsy maintsy hahita loza izay miantoka olona* mindram-bola raha tsy fantany akory ilay olona,+Fa hilamin-tsaina kosa izay tsy mety* mifandray tanana mba hiantoka olona.
15 Tsy maintsy hahita loza izay miantoka olona* mindram-bola raha tsy fantany akory ilay olona,+Fa hilamin-tsaina kosa izay tsy mety* mifandray tanana mba hiantoka olona.