FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ohabolana 6:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Raha nanaiky hiantoka olona nindram-bola ianao,+ anaka,

      Ary raha efa nifanaiky sy nifandray tanana* tamin’olon-kafa,+

  • Ohabolana 6:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  5 Afaho ny tenanao, hoatran’ny gazela mandositra avy eny an-tanan’ny mpihaza,

      Sy toy ny vorona mandositra avy eny an-tanan’ny mpamandri-borona.

  • Ohabolana 20:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Raha niantoka olona tsy fantany ny olona iray, dia alaivo ny akanjony.+

      Raha niantoka vehivavy hafa firenena* izy, dia alaivo ny antoka nomeny.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara