Ohabolana 11:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Tsy maintsy hahita loza izay miantoka olona* mindram-bola raha tsy fantany akory ilay olona,+Fa hilamin-tsaina kosa izay tsy mety* mifandray tanana mba hiantoka olona. Ohabolana 20:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Raha niantoka olona tsy fantany ny olona iray, dia alaivo ny akanjony.+Raha niantoka vehivavy hafa firenena* izy, dia alaivo ny antoka nomeny.+
15 Tsy maintsy hahita loza izay miantoka olona* mindram-bola raha tsy fantany akory ilay olona,+Fa hilamin-tsaina kosa izay tsy mety* mifandray tanana mba hiantoka olona.
16 Raha niantoka olona tsy fantany ny olona iray, dia alaivo ny akanjony.+Raha niantoka vehivavy hafa firenena* izy, dia alaivo ny antoka nomeny.+