Ohabolana 28:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Izay maka zanabola sy tombony+ tafahoatra mba hampitomboana ny harenany,Dia manangona an’izany ho an’izay miantra ny mahantra.+ Ohabolana 28:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Hahazo fitahiana be dia be ny olona mendri-pitokisana,+Fa hanan-tsiny kosa izay te hanan-karena haingana.+ 1 Timoty 6:9, 10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
8 Izay maka zanabola sy tombony+ tafahoatra mba hampitomboana ny harenany,Dia manangona an’izany ho an’izay miantra ny mahantra.+
20 Hahazo fitahiana be dia be ny olona mendri-pitokisana,+Fa hanan-tsiny kosa izay te hanan-karena haingana.+