38 “Efa henonareo fa voalaza hoe: ‘Maso ho solon’ny maso ary nify ho solon’ny nify.’+39 Izaho kosa milaza aminareo hoe: Aza manohitra an’izay manisy ratsy anao, fa na iza na iza manisy tehamaina ny takolakao ankavanana, dia atodiho any aminy koa ny takolakao ilany.+