Salamo 37:37 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 37 Diniho ny olona tsy misy tsiny,*Ary jereo ny olona manao izay mahitsy,+Fa hiadana izy amin’ny hoavy.+ Ohabolana 16:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Halavirin’ny olo-marina* ny ratsy, Ary izay mitandrina tsara an’izay ataony* dia miaro ny ainy.+ 1 Petera 1:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
37 Diniho ny olona tsy misy tsiny,*Ary jereo ny olona manao izay mahitsy,+Fa hiadana izy amin’ny hoavy.+