-
Genesisy 6:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Ary hitan’i Jehovah fa be dia be ny zava-dratsy nataon’ny olona teto an-tany, sady ratsy foana ny zavatra noeritreretiny sy nirin’ny fony.+
-
-
Salamo 36:1Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
36 Ny fandikan-dalàna no mandrisika ny fon’ny ratsy fanahy;
Tsy hitany izay antony tokony hatahorana an’Andriamanitra.+
-
-
Salamo 36:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Mitetika ny hanao ratsy izy, na dia eo am-pandrianany aza.
Lalan-diso no arahiny;
Ny ratsy tsy mba laviny.
-