Ohabolana 28:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Sambatra izay olona miambina foana,*Fa izay manamafy fo kosa hahita loza.+ Ohabolana 29:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Izay efa nanarina imbetsaka nefa mbola mafy loha* ihany,+Dia ho torotoro tampoka ka tsy ho sitrana intsony.+
29 Izay efa nanarina imbetsaka nefa mbola mafy loha* ihany,+Dia ho torotoro tampoka ka tsy ho sitrana intsony.+