FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ohabolana 6:1-3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Raha nanaiky hiantoka olona nindram-bola ianao,+ anaka,

      Ary raha efa nifanaiky sy nifandray tanana* tamin’olon-kafa,+

       2 Raha voafandrik’izay efa nampanantenainao ianao,

      Ka voafatotry ny teninao ihany,+

       3 Dia efa eo am-pelatanan’ilay olona ianao, anaka,

      Ka izao atao raha te ho afaka ianao:

      Mandehana manetry tena eo anatrehany, dia iangavio mafy izy.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara