Salamo 37:37 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 37 Diniho ny olona tsy misy tsiny,*Ary jereo ny olona manao izay mahitsy,+Fa hiadana izy amin’ny hoavy.+ Ohabolana 24:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Fantaro koa fa mahasoa anao* ny fahendrena.+ Raha mahazo an’izany ianao, dia ho tsara ny hoavinao,Ary tsy ho foana ny fanantenanao.+
37 Diniho ny olona tsy misy tsiny,*Ary jereo ny olona manao izay mahitsy,+Fa hiadana izy amin’ny hoavy.+
14 Fantaro koa fa mahasoa anao* ny fahendrena.+ Raha mahazo an’izany ianao, dia ho tsara ny hoavinao,Ary tsy ho foana ny fanantenanao.+