FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ohabolana 11:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Hijaly ny vahoaka raha tsy mahazo tari-dalana tsara,*

      Fa hahomby kosa izay ataony* raha maro ny mpanolo-tsaina.*+

  • Ohabolana 13:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Mampisy ady fotsiny ny olona sahisahy ratsy,+

      Fa izay mangataka torohevitra* kosa no hendry.+

  • Ohabolana 15:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Asan’ny Apostoly 15:5, 6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Fa nitsangana kosa ny mpino sasany izay efa tao amin’ny sektan’ny Fariseo, ka niteny hoe: “Tokony hoforana ireny ary hasaina manaraka ny Lalàn’i Mosesy.”+

      6 Nivory àry ny apostoly sy ny anti-panahy mba handinika an’ilay raharaha.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara