-
Nomery 16:2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 Nanohitra an’i Mosesy izy ireo, niaraka tamin’ny lehilahy israelita 250. Mpiadidy vahoaka daholo ireo lehilahy ireo, ary solontenan’ny fiangonana sady olona ambony.
-
-
Nomery 16:31Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
31 Vao avy niteny an’izany rehetra izany izy, dia nitresaka ny tany nitsanganan’izy ireo.+
-